Annuaire de site web et petites annonces - Madagascar

Sortie

FITSANGATSANGANAN’NY TERAK’I FARA-RIANA CARION

Fitsangatsanganan’ny terak’i Fara-riana (Carion) ny Asabotsy 05 febroary 2011.
Toerana : Geyser Andranomandroatra – Analavory (130 km miala eto Antananarivo Renivohitra amin’ny RN1)
Samy mitondra ny sakafo sahaza azy avy.
Hisy fampilalaovana sy ny fanentanana maro samihafa.
Hisy ny fiara iombonana amin’ny saran – dalana 7.000 Ar isan’olona (mandroso sy miverina)
Fiaingan’ny fiara iombonana : amin’ny 06 ora maraina tsy diso eo amin’ny Luxor Behoririka
Fangataham-panazavana sy fisoratana anarana : president.fizafifa@gmail.com na 033 12 268 31 mialoha ny zoma 28 janoary 2011
Mba hahamor

Nom : FIZAFIFA (non vérifié)
Tél : 0331226831
Email : president.fizafifa@gmail.com
Catégorie :